Skip to main content
low electionsUNVERIFIED

Tanjona sy vina no «fiovàna»

Only one outlet has reported this so far: treat it as unconfirmed.

📍 Birao, CF·🕐 11d ago·1 outlet

Ny fifidianana no maha demokrasia ny demokrasia any amin’ny firenen-kafa. Eto amintsika kosa, filan-kisa ny fifidianana. Philibert Tsiranana anie ka vao avy nahazo vato 99% (henamaso kely fotsiny no tsy nahasahiany niravaka avy hatrany ny zato isan-jato), enim-bolana monja nialoha ny 13 mey 1972. Efa aman-taona maro no samy nanatsidika ny fepetra tsy hisian’ny ahiahy tsy ihavanana, satria diso fantatra loatra ny fomba fanao hatrizay. Na Rakoto aza no mandresy isaky ny birao fifidianana, dia misy «expertise» efa ifandovàna «mikarakara» sy «manamboatra» ny soratra araka izay baiko sy…

How sure are we

1 outlet

Only one outlet so far: treat it as unconfirmed. That doesn’t make it false; it may be new, or an exclusive.

How we count · Check a link someone shared

Who reported it

Location
Verification Log

No verification data yet

Checks run automatically as new sources are ingested.

Discussion (0)

Sign in to join the discussion

No discussion yet — be the first to add context.

Reliability
79%

High · How we score this

Risk Score
low risk